|
|
|
|

Teny iditra1 be tenda
Singan-teny  2be, 3tenda
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tendana. [Sihanaka] [1.78]
6enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7(betenda) Strong-voiced, gluttonous.. [1.2]
8a glutton. [1.7]
Tovy hevitra  9tenda an-kanina, tenda be

Fivaditsoratra  10 be tenda, 11 tendabe, tenda be

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02